<-
->

Ezr / Esd 5:16 Then came the same Sheshbazzar, and laid the foundation of the house of God which is in Jerusalem: and since that time even until now hath it been in building, and yet it is not finished. Dia avy Sesbazara ka nanao ny fanorenan' ny tranon' Andriamanitra any Jerosalema; ary hatramin' izany andro izany ka mandraka ankehitriny dia efa natao ihany izy, saingy tsy mbola vita. Dia tonga io Sasabasara io, ka nandatsaka ny fototry ny tranon' Andriamanitra ao Jerosalema, ary hatramin' izay andro izay ka mandrak' ankehitriny dia natao ihany izy, saingy mbola tsy efa. ce Sheshbaççar vint donc, posa les fondations du Temple de Dieu à Jérusalem; et depuis lors jusqu'à présent, on le construit, sans qu' il soit encore terminé.