<-
->

Ezr / Esd 5:17 Now therefore, if it seem good to the king, let there be search made in the king' s treasure house, which is there at Babylon, whether it be so, that a decree was made of Cyrus the king to build this house of God at Jerusalem, and let the king send his pleasure to us concerning this matter. Koa raha sitraky ny mpanjaka, aoka hizahana ny trano firaketan' ny mpanjaka, izay any Babylona, na misy didy nataon' i Kyrosy mpanjaka hanaovana io tranon' Andriamanitra any Jerosalema io, na tsia; ary aoka ny sitrapon' ny mpanjaka hambarany aminay ny amin' izany zavatra izany. Koa ankehitriny, raha sitraky ny mpanjaka, aoka hokarohina ao an-trano firaketan' ny mpanjaka any Babilona raha misy didy navoakan' i Sirosa mpanjaka, momba ny fanaovana io tranon' Andriamanitra ao Jerosalema io. Ka rahefa izany, dia aoka hambaran' ny mpanjaka aminay, izay sitra-pony ny amin' izany. Maintenant donc, s' il plaît au roi, qu' on recherche dans les trésors du roi, à Babylone, s' il est vrai qu' ordre a été donné par le roi Cyrus de reconstruire ce Temple de Dieu à Jérusalem. Et la décision du roi sur cette affaire, qu' on nous l' envoie!"