<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 5:2 | Then rose up |
Dia nitsangana Zerobabela, zanak' i Sealtiela, sy Jesoa, zanak' i Jozadaka, ka nanomboka nanao ny tranon' Andriamanitra any Jerosalema indray; ary ireo mpaminanin' Andriamanitra ireo dia teo aminy ka nanampy azy. | Ka nitsangana nanomboka ny fanaovana ny tranon' Andriamanitra ao Jerosalema indray Zorobabela zanak' i Salatiela, sy Josoe zanak' i Josedeka, ary niaraka taminy koa ireo mpaminanin' Andriamanitra nanampy azy. | Sur ce, |