<-
->

Ezr / Esd 5:8 Be it known unto the king, that we went into the province of Judea, to the house of the great God, which is builded with great stones, and timber is laid in the walls, and this work goeth fast on, and prospereth in their hands. Aoka ho fantatry ny mpanjaka fa nankany amin' ny tany Joda izahay ho any an-tranon' Andriamanitra lehibe, izay atao amin' ny vato vaventy, sady misy hazo alatsaka amin' ny rindrin-trano, ary mandroso tsara izany asa izany sady ambinina eo an-tànany. Aoka ho fantatry ny mpanjaka, fa teny amin' ny faritanin' i Jodà, amin' ny tranon' Andriamanitra lehibe, izahay. Vato makadiry no anaovany azy, ary ny hazo dia alatsaka amin' ny rindrina, atao amim-pahazotoana ny asa, ary mandroso tsara ao an-tànan' izy ireo. Le roi doit être informé que nous nous sommes rendus dans le district de Juda, au Temple du grand Dieu : il se rebâtit en blocs de pierre et des poutres sont mises dans les murs; le travail est activement exécuté et progresse entre leurs mains.