<-
->

Ezr / Esd 6:19 And the children of the captivity kept the passover upon the fourteenth day of the first month. Ary ny olona izay efa nody avy tamin' ny fahababoana dia nitandrina ny Paska tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany; Tamin' ny andro fahaefatra ambin' ny folon' ny volana voalohany, dia nanao ny Paka ny zanaky ny fahababoana. Les exilés célébrèrent la Pâque le quatorze du premier mois.