<-
->

Ezr / Esd 6:21 And the children of Israel, which were come again out of captivity, and all such as had separated themselves unto them from the filthiness of the heathen of the land, to seek the Lord God of Israel, did eat, Dia nihinana izany ny Zanak' Isiraely izay efa nody avy tamin' ny fahababoana mbamin' izay rehetra niavaka ho namany ka niala tamin' ny fahalotoan' ny firenena tompon-tany hitady an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Nihinana ny Paka ny zanak' Israely avy any amin' ny fahababoana, mbamin' izay rehetra niala tamin' ny fahalotoan' ny firenena tompon-tany, sy nanatona azy hiara-mitady an' ny Tompo Andriamanitr' Israely. Mangèrent la pâque : les Israélites qui étaient revenus d' exil et tous ceux qui, ayant rompu avec l' impureté des nations du pays, s'étaient joints à eux pour chercher Yahvé, le Dieu d' Israël.