<-
->

Ezr / Esd 6:3 In the first year of Cyrus the king the same Cyrus the king made a decree concerning the house of God at Jerusalem, Let the house be builded, the place where they offered sacrifices, and let the foundations thereof be strongly laid; the height thereof threescore cubits, and the breadth thereof threescore cubits; Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Kyrosy dia nandidy izy nanao hoe: Ny amin' ny tranon' Andriamanitra any Jerosalema, dia aoka hatao mihitsy izany ho fanateran' ny olona fanatitra, ary aoka hatao mafy ny fanorenany, ka enim-polo hakiho ny hahavony, ary enim-polo hakiho koa ny sakany, Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Sirosa mpanjaka, dia izao no didy navoakan' i Sirosa mpanjaka: Ny tranon' Andriamanitra any Jerosalema, dia aoka haorina indray io trano io ho fitoerana fanaterana sorona, ary aoka hatao mafy ny fandatsaham-pototra. Ho enimpolo hakiho no hahavony, ary enimpolo hakiho koa ny sakany, La première année du roi Cyrus, le roi Cyrus a ordonné Temple de Dieu à Jérusalem. Le Temple sera rebâti comme lieu où l' on offre des sacrifices et ses fondations seront préservées. Sa hauteur sera de 60 coudées, sa largeur de 60