<-
->

Ezr / Esd 6:9 And that which they have need of, both young bullocks, and rams, and lambs, for the burnt offerings of the God of heaven, wheat, salt, wine, and oil, according to the appointment of the priests which are at Jerusalem, let it be given them day by day without fail: Ary izay zavatra ilainy, na zanak' omby, na ondrilahy, na zanak' ondry, ho fanatitra dorana ho an' Andriamanitry ny lanitra, na vary tritika na sira, na divay sy diloilo, araka izay andidian' ny mpisorona any Jerosalema, dia aoka homena azy isan' andro isan' andro tsy tapaka izany, Ny zavatra ilaina hanaovana ny sorona dorana, ho an' Andriamanitry ny lanitra, na vantotr' ombalahy, na ondralahy amam-janak' ondry, na varimbazaha, na sira, na divay aman-diloilo, araka ny fandaharana ataon' ny mpisorona ao Jerosalema, dia homena azy isan' andro tsy tapaka, Ce qu' il leur faut pour les holocaustes du Dieu du ciel jeunes taureaux, béliers et agneaux, et aussi blé, sel, vin et huile, leur sera, sans négligence, quotidiennement fourni suivant les indications des prêtres de Jérusalem,