<-
->

Ezr / Esd 7:8 And he came to Jerusalem in the fifth month, which was in the seventh year of the king. Ary tonga tany Jerosalema Ezra tamin' ny volana fahadimy tamin' ny taona fahafito nanjakan' ny mpanjaka. Tonga tany Jerosalema Esdrasa, tamin' ny volana fahadimin' ny taona fahafito nanjakan' ny mpanjaka. Il arriva à Jérusalem le cinquième mois : c'était la septième année du roi.