<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 1:2 | That |
dia tonga Hanany, anankiray amin' ny rahalahiko, mbamin' ny lehilahy sasany avy tany Joda; ary nanontaniako azy ny amin' ny Jiosy efa afaka, izay sisa tamin' ny fahababoana, ary ny amin' i Jerosalema. | dia ity tonga Hananì, anankiray amin' ny rahalahiko, mbamin' ny lehilahy sasany aty tany Jodà. Nanontaniako azy ireo, ny amin' ny Jody efa afaka, dia izay nitsoaka tamin' ny fahabahoana, sy ny amin' i Jerosalema. |