<-
->

Neh / Ne 1:3 And they said unto me, The remnant that are left of the captivity there in the province are in great affliction and reproach: the wall of Jerusalem also is broken down, and the gates thereof are burned with fire. Ka hoy no navaliny ahy: Ny sisa tamin' ny fahababoana izay any amin' ny tany any dia mitondra fahoriana be sy latsa; ary voarodana ny mandan' i Jerosalema sady nodoran' ny afo ny vavahadiny. Ka izao no navaliny ahy: Lalina ny fahoriana sy latsa mahazo ny sisa afaka, dia izay nitsoaka tamin' ny fahababoana, any amin' ny ambanivohitra any; ny mandan' i Jerosalema voarodana, ny vavahadiny levon' ny afo. Ils me répondirent : "Ceux qui sont restés de la captivité, là-bas dans la province, sont en grande détresse et dans la confusion, il y a des brèches dans le rempart de Jérusalem et ses portes ont été incendiées."