<-
->

Neh / Ne 11:1 And the rulers of the people dwelt at Jerusalem: the rest of the people also cast lots, to bring one of ten to dwell in Jerusalem the holy city, and nine parts to dwell in other cities. Ary nonina tany Jerosalema ny mpanapaka ny olona; ary ny olona sisa nanao filokana hahatonga ny ampahafolony honina any Jerosalema, tanàna masina, fa ny sivy toko kosa dia any an-tanàna hafa. Niorim-ponenana tao Jerosalema ny lehiben' ny vahoaka, ary nanaovana filokana ny vahoaka sisa mba ho tonga honina ao Jerosalema tanàna masina ny iray isam-polo, fa ny sivy toko sisa no ho amin' ny tanàna hafa. Alors les chefs du peuple s'établirent à Jérusalem. Le reste du peuple tira au sort pour qu' un homme sur dix vînt résider à Jérusalem, la Ville sainte, tandis que les neuf autres resteraient dans les villes.