<-
->

Neh / Ne 11:22 The overseer also of the Levites at Jerusalem was Uzzi the son of Bani, the son of Hashabiah, the son of Mattaniah, the son of Micha. Of the sons of Asaph, the singers were over the business of the house of God. Ary ny mpifehy ny Levita tany Jerosalema amin' ny raharaha momba ny tranon' Andriamanitra dia Ozy, zanak' i Bany, zanak' i Hasabia, zanak' i Matania, zanak' i Mika, isan' ny mpihira, taranak' i Asafa. Ny mpifehy ny levita tao Jerosalema, dia Azì zanak' i Banì zanak' i Hasabiasa, zanak' i Mataniasa, zanak' i Mikà, anisan-taranak' i Asafa, ireo mpihira niadidy ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra. Le chef des lévites de Jérusalem était Uzzi, fils de Bani, fils de Hashabya, fils de Mattanya, fils de Mika; il faisait partie des fils d' Asaph, les chantres chargés du service du Temple de Dieu;