<-
->

Neh / Ne 11:31 The children also of Benjamin from Geba dwelt at Michmash, and Aija, and Bethel, and in their villages. Ary ny taranak' i Benjamina kosa no hatrany Geba ka hatrany Mikmasy sy Aia sy Betela sy ny zana-bohiny, Ny avy amin' ny taranak' i Benjamina kosa dia nonina hatrany Gebà ka hatrany Makmasa, sy Haì ary Betela, mbamin' ny vohitra momba azy; Des fils de Benjamin habitaient Géba, Mikmas, Ayya et Béthel ainsi que ses dépendances,