<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 11:4 | And at |
Ary tany Jerosalema no nonenan' ny sasany tamin' ny taranak' i Joda sy ny taranak' i Benjamina. Ny avy tamin' ny taranak' i Joda dia Ataia, zanak' i Ozia, zanak' i Zakaria, zanak' i Amaria, zanak' i Sefatia, zanak' i Mahalalila, avy tamin' ny taranak' i Fareza; | Ny niorim-ponenana tao Jerosalema dia ny avy amin' ny taranak' i Jodà sy Benjamina. Avy amin' ny taranak' i Jodà: Ataiasa zanak' i Aziama, zanak' i Zakaria, zanak' i Amariasa, zanak' i Safatiasa, zanak' i Malaleela, avy amin' ny taranak' i Faresa; | A |