<-
->

Neh / Ne 12:36 And his brethren, Shemaiah, and Azarael, Milalai, Gilalai, Maai, Nethaneel, and Judah, Hanani, with the musical instruments of David the man of God, and Ezra the scribe before them. mbamin' ny rahalahiny, dia Semaia sy Azarela, Milalay, Gilalay, May, Netanela sy Joda ary Hanany, nitondra ny zava-manenon' i Davida, lehilahin' Andriamanitra; ary Ezra mpanora-dalàna nandeha teo alohan' ireo. Tao amin' ny vavahadin' ny Loharano izy ireo, dia niakatra ny ambaratongan' ny tanànan' i Davida, teo an-tandrifiny, nihazo ny fiakarana amin' ny manda, eo ambonin' ny manda, eo ambonin' ny tranon' i Davida hatreo amin' ny vavahadin' ny Rano, eo atsinanana. avec ses frères Shemaya, Azaréel, Milalaï, Gilalaï, Maaï, Netanéel, Yehuda, Hanani, munis des instruments de musique de David, l' homme de Dieu. Et Esdras, le scribe, marchait à leur tête.