<-
->

Neh / Ne 12:43 Also that day they offered great sacrifices, and rejoiced: for God had made them rejoice with great joy: the wives also and the children rejoiced: so that the joy of Jerusalem was heard even afar off. Dia namono zavatra betsaka hatao fanatitra tamin' izany andro izany izy sady nifaly, fa Andriamanitra nampifaly azy indrindra; ary ny vadiny aman-janany nifaly koa; ka dia re lavitra ny fifaliana tany Jerosalema. Tamin' izany andro izany, dia notendrena ny olona hitandrina ny efi-trano fitehirizana, hasiana ny fanatitra voatokana, ny voaloham-bokatra, ny fahafolon-karena; ary nasaina nangonin' izy ireo, avy any amin' ny faritanin' ny isan-tanàna, ny anjaran' ny mpisorona sy ny levita voadidin' ny lalàna, fa nahafaly an' i Jodà ny nahita ireo mpisorona sy levita, samy eo amin' ny anjara toerany avy, On offrit ce jour-là d' importants sacrifices et les gens se livrèrent à la joie : c' est que Dieu leur avait accordé grand sujet de joie; les femmes aussi et les enfants se réjouirent. Et la joie de Jérusalem s' entendit de loin.