<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 13:1 | On that day they read in the book of |
Tamin' izany andro izany dia novakiana teo anatrehan' ny olona ny teny tao amin' ny bokin' i Mosesy, ka hita voasoratra ao fa ny Amonita sy ny Moabita dia tsy mahazo miditra amin' ny fiangonan' Andriamanitra ao fa ny Amonita sy ny Moabita dia tsy mahazo miditra amin' ny fiangonan' Andriamanitra mandrakizay, | Tamin' izany andro izany, dia nisy namaky teny tao amin' ny bokin' i Moizy mba ho ren' ny vahoaka; ka hita voasoratra ao fa tsy mahazo miditra amin' ny fiangonan' Andriamanitra, na oviana na oviana, ny Amonita sy ny Moabita, | En ce temps-là, on lut au peuple dans le livre de |