<-
->

Neh / Ne 2:17 Then said I unto them, Ye see the distress that we are in, how Jerusalem lieth waste, and the gates thereof are burned with fire: come, and let us build up the wall of Jerusalem, that we be no more a reproach. Ary hoy izaho taminy: Hianareo mahita ny fahoriantsika , fa rava Jerosalema ary nodoran' ny afo ny vavahadiny; koa andeha isika hanangana ny mandan' i Jerosalema, mba tsy ho latsa intsony isika. Nony inona, dia hoy aho tamin' izy ireo: Hitanareo ny toetra mahonena mahazo antsika, fa rava ity Jerosalema, ary levon' ny afo ny vavahadiny. Koa andeha hatsangantsika ny mandan' i Jerosalema, dia tsy ho fandatsa intsony isika. je leur dis alors : "Vous voyez la détresse où nous sommes Jérusalem est en ruines, ses portes sont incendiées. Venez! reconstruisons le rempart de Jérusalem, et nous ne serons plus insultés!"