<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 2:7 | Moreover I said unto the king, If it please the king, let letters be given me to the governors beyond the river, that they may convey me over till I come into |
Ary hoy koa aho tamin' ny mpanjaka: Raha sitraky ny mpanjaka, aoka homena taratasy ho amin' ireo governora any an-dafin' ny ony aho, mba hamelany ahy handeha hatrany Joda, | Ary hoy koa aho tamin' ny mpanjaka: Raha sitraky ny mpanjaka, aoka homena taratasy aho, ho an' ny governora any an-dafin' ny ony, mba hamelany ahy handeha, mandra-pahatongako any Jodà, | Je dis encore au roi : "S' il plaît au roi, qu' on me donne des lettres pour les gouverneurs de |