<-
->

Neh / Ne 3:10 And next unto them repaired Jedaiah the son of Harumaph, even over against his house. And next unto him repaired Hattush the son of Hashabniah. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Jedaia, zanak' i Haromafa, dia ny teo amin' ny tandrifin' ny tranony ihany. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Hatosy, zanak' i Hasabnia. Teo anilany dia Jedaiasa zanak' i Haromafa no nanamboatra tandrifin' ny tranony; ary teo anilany dia Hatosa zanak' i Haseboniasa no nanamboatra. A leur suite répara Yedaya, fils de Harumaph, devant sa maison; à sa suite répara Hattush, fils de Hashabnéya.