<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 3:7 | And next unto them repaired |
Ary manarakaraka ireo dia namboatra koa Melatia Gibeonita sy Jadona Meronotita mbamin' ny mponina tany Gibeona sy Mizpa, hatramin' ny seza fiandrianan' ny governora etý an-dafin' ny ony etý. | Meltiasa Gabaonita, Jadòna Meronatita, mbamin' ny mponina ao Gabaona sy Masfà no nanamboatra teo anilany, akaikin' ny fitsaran' ny governoran' ny any an-dafin' ny ony; | A leur suite, réparèrent |