<-
->

Neh / Ne 4:1 But it came to pass, that when Sanballat heard that we builded the wall, he was wroth, and took great indignation, and mocked the Jews. Ary rehefa ren' i Sanbala sy Tobia sy ny Arabo sy ny Amonita ary ny Asdodita fa voatsangana ny mandan' i Jerosalema, ka efa ho voavoatra izay rava, dia nirehitra mafy ny fahatezerany. Nisafoaky ny hatezerana avokoa anefa Sanabalata, Tobia, ny Arabo, ny Amonita, ary ny Azotiana, nony nandre fa hoe mandroso ny fanamboarana ny manda, ary efa mitampina miandalandalana ny banga, Lorsque Sânballat, Tobiyya, les Arabes, les Ammonites et les Ashdodites apprirent que les réparations du rempart de Jérusalem avançaient que les brèches commençaient à être comblées , ils se mirent fort en colère;