<-
->

Neh / Ne 6:1 Now it came to pass when Sanballat, and Tobiah, and Geshem the Arabian, and the rest of our enemies, heard that I had builded the wall, and that there was no breach left therein; (though at that time I had not set up the doors upon the gates;) Ary rehefa ren' i Sanbala sy Tobia sy Gasema Arabo mbamin' ny namany fahavalonay fa efa nanao ny manda aho, ka tsy nisy banga intsony teo (kanefa tamin' izany andro izany tsy mbola voalatsako ny lela-vavahady), Nony fantatr' i Sanabalata, Tobia, Gosena Arabo, mbamin' ireo fahavalonay hafa, fa hoe, voarina indray ny manda, ary tsy misy banga intsony; Quand Sânballat, Tobiyya, Géshem l' Arabe et nos autres ennemis eurent appris que j' avais reconstruit le rempart et qu' il n' y restait plus une brèche à cette date toutefois je n' avais pas encore fixé les battants aux portes ,