<-
->

Neh / Ne 6:10 Afterward I came unto the house of Shemaiah the son of Delaiah the son of Mehetabeel, who was shut up; and he said, Let us meet together in the house of God, within the temple, and let us shut the doors of the temple: for they will come to slay thee; yea, in the night will they come to slay thee. Ary izaho dia tonga tao an-tranon' i Semaia, zanak' i Delaia, zanak' i Mehetabela, izay nihidy trano tao; dia hoy izy: Andeha isika hiditra ao an-tranon' Andriamanitra ao anatin' ny tempoly, ary aoka harindrintsika ny varavarana, fa ho avy hamono anao izy, eny, ho avy alina hamono anao izy. Ary nankao amin' i Semaiasa zanak' i Dalaiasa, zanak' i Metabeela aho. Nihidy aman-trano izy, ary izao no nolazainy tamiko: Andeha isika hiara-mankao an-tranon' Andriamanitra eo anatin' ny tempoly, fa tamy hamono anao ny olona; ary amin' ny alina no hahatongavan' ny olona hamono anao. Un jour j'étais allé chez Shemaya, fils de Delaya, fils de Mehétabéel, qui se trouvait empêché. Il prononça "Rendons-nous au Temple de Dieu, à l' intérieur du sanctuaire fermons bien les portes du sanctuaire, car on va venir pour te tuer, oui, cette nuit, on viendra te tuer!"