<-
->

Neh / Ne 6:14 My God, think thou upon Tobiah and Sanballat according to these their works, and on the prophetess Noadiah, and the rest of the prophets, that would have put me in fear. Ry Andriamanitro ô, tsarovy Tobia sy Sanbala araka izany asany izany mbamin' i Noadia mpaminanivavy sy ny mpaminany sasany koa, izay nampitahotra ahy. Ry Andriamanitro ô, tsarovy Tobia sy Sanabalata, arak' izany asa ratsy izany, ary koa Noadiasa mpaminany, sy ireo mpaminany hafa nitady hampitahotra ahy! Souviens-toi, mon Dieu, de Tobiyya, pour ce qu' il a commis; et aussi de Noadya, la prophétesse, et des autres prophètes qui voulurent m' effrayer.