<-
->

Neh / Ne 6:17 Moreover in those days the nobles of Judah sent many letters unto Tobiah, and the letters of Tobiah came unto them. Ary tamin' izany andro izany ny manan-kaja amin' ny Joda dia nampitondra taratasy maro ho any amin' i Tobia, ary ny avy tamin' i Tobia kosa tonga tany aminy. Tamin' izany andro izany ny lehibe sasany tamin' i Jodà dia nampitombo ho maro ny taratasy nalefany tany amin' i Tobia, ary ny taratasin' i Tobia koa tonga nankaty amin' izy ireo; A cette même époque, les grands de Juda multipliaient leurs lettres à l' adresse de Tobiyya et celles de Tobiyya leur parvenaient;