<-
->

Neh / Ne 6:2 That Sanballat and Geshem sent unto me, saying, Come, let us meet together in some one of the villages in the plain of Ono. But they thought to do me mischief. dia naniraka ho any amiko Sanbala sy Gasema ka nanao hoe: Avia isika hihaona ao amin' izay vohitra anankiray amin' ny tany lemak' i Ono. Kanjo nikasa hanisy ratsy ahy izy roa lahy. -nefa hatramin' io fotoana io mbola tsy nataoko tamin' ny varavarana ny lelany, - dia naniraka nankaty amiko Sanabalata sy Gosena, hilaza hoe: Tongava, fa aoka isika hihaona kely any amin' ireo vohitra, amin' ny lohasahan' i Onao. Ny hanisy ratsy ahy no heviny. Sânballat et Géshem m' expédièrent ce message : "Viens, rencontrons-nous à Ha-Kephirim, dans la vallée d' Ono." Mais ils méditaient de me faire du mal.