<-
->

Neh / Ne 7:3 And I said unto them, Let not the gates of Jerusalem be opened until the sun be hot; and while they stand by, let them shut the doors, and bar them: and appoint watches of the inhabitants of Jerusalem, every one in his watch, and every one to be over against his house. Koa hoy izaho tamin' ireo: Aza avela hovohana ny vavahadin' i Jerosalema mandra-pahafanan' ny andro; ary raha mbola milanona eo ny mpiambina, dia aoka harindriny ny varavarana, ka hidionareo; ary manendre mpiambina avy amin' izay monina ato Jerosalema ihany samy ho eo amin' ny fiambenany avy, dia samy ho eo amin' ny tandrifin' ny tranony avy. Dia hoy aho tamin' izy ireo: Aza vohana ny vavahadin' i Jerosalema mandra-pahatongan' ny hafanan' ny masoandro, ary ny hariva dia ny mbola eo ny mpiambina no hanidiana ny vavahady sy hametrahana ny barany, ary amin' ny alina, dia hanendrena mpiambina ny mponina eto Jerosalema samy hatao amin' ny anjara toerany sy tandrifin' ny tranony avy. je leur dis : "Les portes de Jérusalem ne seront ouvertes que lorsque le soleil commencera à chauffer; et il sera encore haut quand on devra clore et verrouiller les battants; on établira des piquets de garde pris parmi les habitants de Jérusalem, chacun à son poste, et chacun devant sa maison."