<-
->

Neh / Ne 8:1 And all the people gathered themselves together as one man into the street that was before the water gate; and they spake unto Ezra the scribe to bring the book of the law of Moses, which the Lord had commanded to Israel. Ary rehefa tonga ny volana fahafito, dia samy tany an-tanànany avy ny Zanak' Isiraely. Dia nivory tahaka ny olona iray izy rehetra ho eo an-kalalahana teo anoloan' ny vavahadin-drano; ary niteny tamin' i Ezra mpanora-dalàna izy mba ho entiny ny bokin' ny lalan' i Mosesy izay nandidian' i Jehovah ny Isiraely. Nony tonga ny volana fahafito, ka efa tafapetraka amin' ny tanànany avy ny zanak' Israely, dia nivory toy ny olona iray ihany ny vahoaka rehetra, teo amin' ny kianja anoloan' ny vavahadin' ny Rano. Ary efa nilazan' izy ireo Esdrasa mpanora-dalàna, mba hitondra ny bokin' ny lalàn' i Moizy, izay nandidian' ny Tompo an' Israely. Tout le peuple se rassembla comme un seul homme sur la place située devant la porte des Eaux. Ils dirent au scribe Esdras d' apporter le livre de la Loi de Moïse, que Yahvé avait prescrite à Israël.