<-
->

Neh / Ne 8:15 And that they should publish and proclaim in all their cities, and in Jerusalem, saying, Go forth unto the mount, and fetch olive branches, and pine branches, and myrtle branches, and palm branches, and branches of thick trees, to make booths, as it is written. ary tokony hampandre ny olona sy handefa teny mitety ny tanànany rehetra sy Jerosalema ka hanao hoe: Mandehana any an-tendrombohitra, ka makà sampan' oliva sy sampan' oliva maniry ho azy sy sampan-drotra sy sampan-drofia ary sampan-kazo be ravina hanaovana trano rantsan-kazo araka, ny voasoratra. sy tsy maintsy manao fiantsoana am-pahibemaso ao amin' ny tanànany rehetra sy any Jerosalema hoe: Mankanesa any an-tendrombohitra hianareo dia mitondrà sampan' oliva, sampan' oliva maniry ho azy, sampan-drofia, ary sampan-kazo milobolobo, hanaovan-trano lay araka ny voasoratra. et qu' ils annonceront et feront publier dans toutes leurs villes et à Jérusalem : "Allez dans la montagne et rapportez des rameaux d' olivier, de pin, de myrte de palmier et d' autres arbres feuillus, pour faire des huttes, comme il est écrit."