<-
->

Neh / Ne 8:17 And all the congregation of them that were come again out of the captivity made booths, and sat under the booths: for since the days of Jeshua the son of Nun unto that day had not the children of Israel done so. And there was very great gladness. Eny, nanao trano rantsan-kazo avokoa ny fiangonana rehetra izay efa niverina avy tamin' ny fahababoana, ka nipetraka tao anatiny izy; fa tsy mbola nanao toy izany ny Zanak' Isiraely hatramin' ny andron' i Josoa, zanak' i Nona, ka hatramin' izany andro izany. Ary dia nisy fifaliana lehibe indrindra. Samy nanao trano lay sy nipetraka tao anatin' ny trano lay avokoa ny fiangonan' izay niverina avy any amin' ny fahababoana. Tsy mbola nahavita zavatra hoatra izany ny zanak' Israely, hatramin' ny andron' i Josoe zanak' i Nona ka hatramin' io andro io. Ka nisy fifaliana lehibe indrindra tamin' izay. Toute l' assemblée, ceux qui étaient revenus de la captivité, construisit ainsi des huttes et y habita les Israélites n' avaient rien fait de tel depuis les jours de Josué, fils de Nûn, jusqu'à ce jour. Et il y eut très grande liesse.