<-
->

Neh / Ne 9:10 And shewedst signs and wonders upon Pharaoh, and on all his servants, and on all the people of his land: for thou knewest that they dealt proudly against them. So didst thou get thee a name, as it is this day. dia nanao famantarana sy fahagagana tamin' i Farao sy ny mpanompony rehetra sy tamin' ny olona rehetra tany amin' ny taniny Hianao; fa fantatrao fa nirehareha taminy ireo; dia nanao anarana ho Anao Hianao tahaka ny amin' izao anio izao. Nanao famantarana amam-pahagagana namely an' i Faraona hianao sy namely ny mpanompony mbamin' ny vahoakan' ny taniny rehetra, satria hitanao fa tamim-pianjonanjonana no nitondrany ny razanay, ka dia nahazo laza ny anaranao, araka izay hita mandraka androany. Tu opéras signes et prodiges contre Pharaon, tous ses valets et tout le peuple de son pays; car tu savais quelle fut envers eux leur arrogance. Tu t' acquis un renom qui dure encore.