<-
->

Neh / Ne 9:7 Thou art the Lord the God, who didst choose Abram, and broughtest him forth out of Ur of the Chaldees, and gavest him the name of Abraham; Hianao no Jehovah Andriamanitra, Izay nifidy an' i Abrama ka nitondra azy nivoaka avy tany Oran' ny Kaldeana sady nanao ny anarany hoe Abrahama; Hianao, ry Iaveh Andriamanitra, no nifidy an' i Abrahama, ka nitondra azy nivoaka avy any Ora, any Kaldea, sy nanome anarana azy hoe Abrahama. Tu es Yahvé, Dieu, qui fis choix d' Abram, le tiras d' Ur des Chaldéens et lui donnas le nom d' Abraham.