<-
->

Tb 1:2 Lasan-ko babo izy tamin' ny andron' i Salmanazara, mpanjakan' ny Asiriana, nefa na tany am-pahababoana tany aza izy, dia tsy mba niala tamin' ny làlan' ny fahamarinana. Aux jours de Salmanasar, roi d' Assyrie, il fut déporté de Tibé, qui se trouve au sud de Kédès-Nephtali, en Haute-Galilée, au-dessus de Hasor, à l' ouest, au soleil couchant, et au nord de Shephat.