<-
->

Tb 1:23 Tobia sy ny vadiny aman-janany anefa nitsoaka nandositra; tapitra nendahana ny fananany rehetra, nefa nahita izay hiereny tsara izy, satria maro olo-nohavanina.