<-
->

Tb 5:7 Ary namaly ny anjely nanao hoe: Avy amin' ny zanak' Israely aho. Ka hoy Tobia taminy: Mahalala ny làlana mankany amin' ny tanin' ny Meda va hianao? Tobie lui dit : "Attends-moi, mon ami, que j' aille prévenir mon père : j' ai besoin que tu viennes avec moi, je te paierai tes journées."