<-
->

Tb 6:21 Amin' ny alina fahatelo dia horaisinao ny tso-drano nampanantenaina ny taranany hiterahanareo zanaka matanjaka. Rahefa afaka ny alina fahatelo dia raiso amim-pahatahorana ny Tompo razazavavy, ka aoka ny fanirian-janaka no hitarika anao fa tsy ny filan' ny nofo, mba hahazoanao ao amin' ny zanakao, ny tso-drano nampanantenaina ny taranak' i Abrahama.