<-
->

Tb 8:4 Ary Tobia kosa namporisika an-drazazavavy nanao taminy hoe: Mitsangàna, ry Sarà, aoka hivavaka amin' Andriamanitra isika anio sy ampitso ary rahafak' ampitso; Andriamanitra no hiraisantsika mandritra ireo andro telo ireo; rahefa afaka ny alina fahatelo dia ho velona ao amin' ny fanambadiantsika isika. Cependant les parents étaient sortis en refermant la porte. Tobie se leva du lit, et dit à Sarra : "Debout, ma soeur! Il faut prier tous deux, et recourir à notre Seigneur, pour obtenir sa grâce et sa protection."