<-
->

Tb 9:8 Nony niditra tao an-traon-dRagoela Gabelosa, indro eo am-pihinanana Tobia, ka nitsangana niaraka tamin' izay ity, dia nifanoroka teo izy ireo, ary nitomany Gabelosa vao nisaotra an' Andriamanitra nanao hoe: