<-
->

Jdt 10:8 Tsy nanontany na inona na inona azy anefa izy ireo, fa namela azy handeha, nanao hoe: Andriamanitry ny razantsika anie hanome fahasoavana anao; hohamafisiny amin' ny fahefany anie ny hevitra voakasa rehetra izay ao am-ponao, ka hankalazaina noho ny aminao Jerosalema; ary hilahatra eo amin' ny an' ny olomasina sy marina ny anaranao. "Que le Dieu de nos pères te tienne en sa bienveillance! Qu' il donne accomplissement à tes desseins pour la glorification des enfants d' Israël et pour l' exaltation de Jérusalem!"