<-
->

Jdt 2:7 Tamin' izay dia nantsoin' i Holoferina ny lehibe sy ny manam-boninahitry ny foloalin-dahin' ny Asiriana, ka naka miaramila hiantafika, araka ny didin' ny mpanjaka izy; roa alina sy iray hetsy no isan' ny miaramila an-tongotra, ary roa arivo sy iray alina ny an-tsoavaly mpandefa tsipìka. Mande-leur de préparer la terre et l' eau, car, dans ma fureur, je vais marcher contre eux. Des pieds de mes soldats je couvrirai toute la surface du pays et je le livrerai au pillage.