<-
->

Jdt 14:1 Tamin' izay dia hoy Jodita tamin' ny vahoaka rehetra: Mihainoa ahy, ry havako, ahantony eny an-tampon' ny mandantsika ity loha ity. Judith leur dit : "Ecoutez-moi, frères. Prenez cette tête, suspendez-la au faîte de vos remparts.
Jdt 14:2 Ary rahefa vaky masoandro, samia mandray ny fiadiany, dia mirimorimo mivoaka, tsy hoe hidina ho eo an-dohasaha fotsiny, fa toy ny manao rodobe hamely. Puis, quand l' aube aura paru et que le soleil sera levé sur la terre, prenez chacun vos armes et que tout homme valide sorte de la ville. Sur cette troupe établissez un chef, tout comme si vous vouliez descendre dans la plaine vers le poste avancé des Assyriens. Mais ne descendez pas.
Jdt 14:3 Tsy maintsy hitsoaka ho any amin' ny Jeneraliny amin' izay ny mandry tsy aman' afon' izy ireo, hamoha azy hiady. Les Assyriens prendront leur équipement, gagneront leur camp et éveilleront les chefs de leur armée. On se précipitera alors vers la tente d' Holopherne et on ne le trouvera pas. La frayeur s' emparera d' eux et ils fuiront devant vous.
Jdt 14:4 Ary rahefa hidodododo ho any an-dain' i Holoferina ny lehiben' izy ireo ka hahita azy voatapa-doha, mihosinkosina amin' ny rany, dia ho raiki-tahotra mafy. Vous, et tous ceux qui habitent dans le territoire d' Israël, vous n' aurez plus qu'à les poursuivre et à les abattre dans leur retraite.
Jdt 14:5 Nony injay hitanareo mandositra izy, dia mirosoa hanenjika azy an-kasahiana fa homontsan' ny Tompo eo imasonareo ireo. "Mais avant d' agir ainsi, appelez-moi Achior l' Ammonite, pour qu' il voie et reconnaisse le contempteur de la maison d' Israël, celui qui l' avait envoyé parmi nous comme un homme voué d' avance à la mort."
Jdt 14:6 Rahefa hitan' i Akiora tamin' izay, ny fahefana ampiasain' ny Andriamanitr' Israely, dia nialany ny fombam-pivavahan' ny firenena, dia nino an' Andriamanitra izy, ary noforana sy voakambana amin' ny vahoakan' Israely, hatramin' ny taranany rehetra mandrak' izao. On fit donc venir Achior de chez Ozias. Sitôt arrivé, à la vue de la tête d' Holopherne que tenait un des hommes de l' assemblée du peuple, il tomba la face contre terre et s'évanouit.
Jdt 14:7 Vao nipoaka ny andro, dia nahanton' ny mponina tao Betolia teny amin' ny manda ny lohan' i Holoferina, ka samy nandray ny fiadiany ny lehilahy, sy nivoaka nirodorodo mafy, tamin' ny antsoantso nikotrokotroka. On le releva. Il se jeta alors aux pieds de Judith et, se prosternant devant elle, s'écria "Bénie sois-tu dans toutes les tentes de Juda et parmi tous les peuples; ceux qui entendront prononcer ton nom seront saisis d' effroi!
Jdt 14:8 Nahatsinjo izany ireo mandry tsy aman' afo, dia nidodododo nankany an-dain' i Holoferina. Et maintenant dis-moi ce que tu as fait durant ces jours." Et Judith lui raconta, au milieu de tout le peuple, tout ce qu' elle avait fait depuis le jour de sa sortie de Béthulie jusqu' au moment où elle parlait.
Jdt 14:9 Izay efa tao an-day kosa indray nankeo ambaravaran' efitra fandriany, nanao tabataba be hamoha azy, ary niniany nampitomboina ny tabataba mba hahatsiarovan' i Holoferina amin' ny torimasony, azon' izany tabataba izany, tsy hilana ny hamohan' ny fehiny azy. Quand elle se fut tue, le peuple poussa de puissantes acclamations et emplit la ville de cris d' allégresse.
Jdt 14:10 Fa tsy nisy sahy nandom-baravarana, na niditra ka namoha ny varavaran' efitra fandrian' ity lehilahy ambony indrindra amin' ny Asiriana. Achior, voyant tout ce qu' avait fait le Dieu d' Israël, crut fermement en lui, se fit circoncire et fut admis définitivement dans la maison d' Israël.
Jdt 14:11 Tonga avokoa anefa ny jeneraliny sy ny lehibe mbamin' ny manam-bononahitra amin' ny tafiky ny mpanjakan' ny Asiriana, ka nilaza tamin' ireo tonian-tranony hoe: Quand l' aube parut, les gens de Béthulie pendirent la tête d' Holopherne au rempart. Chacun prit ses armes et tous sortirent par bandes sur les pentes de la montagne.
Jdt 14:12 Midira, fohazy izy, fa tafavoaka ny lavany ireo voalavo ireo, ka sahy mihaika antsika hiady. Ce que voyant, les Assyriens dépêchèrent des messagers vers leurs chefs qui, à leur tour, se rendirent chez les stratèges, les chiliarques et tous leurs officiers.
Jdt 14:13 Tamin' izay dia niditra ny efitrano Vagao, nijanona teo anoloan' ny elom-pandriana, nitehaka tamin' ny tànany, fa nataony ho miara-mandry amin' i Jodita ihany ny tompony. On parvint ainsi jusqu'à la tente d' Holopherne. "Eveille notre maître, dit-on à son intendant. Ces esclaves ont osé descendre vers nous et nous attaquer pour se faire complètement massacrer."
Jdt 14:14 Kanjo raha nanongilan-tsofina izy ka tsy nandre izay fihetsik' olona mandry tao velively, dia nohatoniny ny elom-pandriana, dia noaingainy, ka indro ny fatin' i Holoferina, hitany nitsitra tamin' ny tany, tsy nisy loha, nihosin-dra. Niaraka tamin' izay, nidradraka nitomany izy, sy nandriatra ny fitafiany, Bagoas entra donc. Il frappa des mains devant le rideau de la tente, pensant qu' Holopherne dormait avec Judith.
Jdt 14:15 dia niditra tao an-dain' i Jodita, ka tsy nahita azy tao. Nivoaka faingana izy nankeo amin' ny vahoaka, Mais comme personne ne semblait rien entendre, il ouvrit et pénétra dans la chambre à coucher et le trouva jeté sur le seuil, mort, la tête coupée.
Jdt 14:16 nanao hoe: Vehivavy jody iray iny monja nampisafotofoto ny ankohonan' i Nabokodonosora mpanjaka; mitsitra amin' ny tany ao Holoferina, ary tsy misy loha intsony ny vatany! Il poussa alors un grand cri, pleura, sanglota, hurla et déchira ses vêtements,
Jdt 14:17 Vao nandre ireo teny ireo ny lehibe rehetra amin' ny tafiky ny Asiriana, dia nandriatra ny fitafiany, sady azon-tahotra aman-korohoro lozan-tany, nikorontana mafy ny sainy. puis pénétra dans la tente où logeait Judith et ne la trouva pas. Alors, s'élançant dans la foule, il cria
Jdt 14:18 Ka horakoraka tsy hita holazaina, no nihohahoha tao an-tobin' izy ireo. "Ah! les esclaves se sont rebellés! Une femme des Hébreux a couvert de honte la maison de Nabuchodonosor. Holopherne gît à terre, décapité!"
Jdt 14:19 A ces mots les chefs de l' armée d' Assur, l' esprit complètement bouleversé, déchirèrent leurs tuniques et firent retentir le camp de leurs cris et de leurs clameurs.

<-
->