<-
->

Est 2:18 Then the king made a great feast unto all his princes and his servants, even Esther' s feast; and he made a release to the provinces, and gave gifts, according to the state of the king. Ary ny mpanjaka nanao fanasana lehibe ho an' ny mpanapaka rehetra sy ny mpanompony, dia fanasan' i Estera izany; ary nanendry andro fifaliana ho an' ny fanjakana rehetra isan-tokony izy sady nanome zavatra araka ny fanomen' ny mpanjaka. Nanao fanasana lehibe ny mpanjaka, ho an' ny andriandahiny rehetra sy ny mpanompony, dia ny fanasan' i Estera, nanomezany fitsaharana ny faritaniny, ary nanaovany fanomezana be, amin' ny fahazavam-po mendrika ny mpanjaka. Après cela le roi donna un grand festin, le festin d' Esther, à tous les grands officiers et serviteurs, accorda un jour de repos à toutes les provinces et prodigua des présents avec une libéralité royale.