<-
->

Est 5:1 Now it came to pass on the third day, that Esther put on her royal apparel, and stood in the inner court of the king' s house, over against the king' s house: and the king sat upon his royal throne in the royal house, over against the gate of the house. Ary nony tamin' ny andro fahatelo, dia niakanjo akanjo fiandrianana Estera ka nitsangana teo amin' ny kianja anatiny amin' ny tranon' ny mpanjaka, dia teo anoloan' ny tranon' ny mpanjaka, ary ny mpanjaka nipetraka teo ambonin' ny seza fiandrianan' ny fanjakana tao an-dapa, tandrifin' ny vavahadin' ny trano. Tamin' ny andro fahatelo, niakanjo ny akanjon' ny mpanjaka Estera, dia niseho teo amin' ny kianja anatin' ny tranon' ny mpanjaka, teo anoloan' ny efi-tranon' ny mpanjaka. Ny mpanjaka izany, nipetraka teo amin' ny seza fiandrianan' ny fanjakana, tandrifin' ny vavahadin' ny lapa. f "Qu' y a-t-il, Esther? Je suis ton frère! Rassure-toi! Tu ne mourras pas. Notre ordonnance ne vaut que pour le commun des gens. Approche-toi."