<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 5:6 | And the king said unto |
Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Estera teo am-pisotroan-divay: Inona no angatahinao? Fa homena anao izany. Ary inona no tadiavinao? Fa na dia hatramin' ny antsasaky ny fanjakana aza, dia homena Izany. | Teo am-pisotroan-divay, hoy ny mpanjaka tamin' i Estera: Inona no angatahinao? Fa homena anao izany. Inona no irinao? Fa ho azonao, na dia ny an-tsasaky ny fanjakana aza. | et, pendant le banquet, le roi redit à |