<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 7:7 | And the king arising from the banquet of wine in his wrath went into the palace garden: and |
Ary tezitra dia tezitra ny mpanjaka, dia nitsangana niala teo am-pisotroan-divay ho eny an-tanimbolin' ny trano; ary Hamana kosa nitsangana hangataka ny ainy tamin' i Estera, vadin' ny mpanjaka, satria hitany fa misy loza hamelin' ny mpanjaka azy. | Tezitra loatra ny mpanjaka, ka nitsangana niala teo amin' ny fanasan' ny divay ho ao amin' ny zaridainan' ny lapa, fa Amanà kosa nijanona hangataka ny ainy amin' i Estera mpanjakavavy, satria hitany marina fa raha ny amin' ny mpanjaka, dia ny fahaverezany no raikitra. | Furieux, le roi se leva et quitta le banquet pour gagner le jardin du palais, cependant qu' |