<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 8:1 | On that day did the king |
Tamin' izany andro izany dia nomen' i Ahasoerosy mpanjaka ho an' i Estera, vadin' ny mpanjaka, ny tranon' i Hamana, fahavalon' ny Jiosy. Ary Mordekay nankeo anatrehan' ny mpanjaka, fa efa voalazan' i Estera fa rainy izy | Androtrizay ihany, dia natolotr' i Asoerosa mpanjaka an' i Estera ny tranon' i Amanà, ilay fahavalon' ny Jody, ary niseho teo anatrehan' ny mpanjaka Mardokea, fa efa nampahafantarin' i Estera izay fihavanany aminy. | Ce jour même le roi |