<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 9:12 | And the king said unto |
Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Estera, vadin' ny mpanjaka: Teto Sosana renivohitra aza ny Jiosy efa nahavono sy naharingana diman-jato lahy mbamin' izy folo lahy, zanak' i Hamana; koa nanao ahoana kosa no nataony tamin' ny isan-tokony eran' ny fanjakan' ny mpanjaka! Dia inona koa no angatahinao? Fa hatao izany. Ary inona no mbola tadiavinao? Fa homena izany. | Ka hoy ny mpanjaka tamin' i Estera, mpanjakavavy: Teto Sosa, renivohitra, efa nahafaty sy naharingana diman-jato lahy, sy ny zanak' i Amanà folo lahy, ny Jody, ka ho toy inona no nataony amin' ny faritanin' ny mpanjaka sisa? Inona no angatahinao? fa homena anao izany. Inona no irinao? fa ho tanteraka. | Le roi dit à la reine |