<-
->

Est 9:13 Then said Esther, If it please the king, let it be granted to the Jews which are in Shushan to do to morrow also according unto this day' s decree, and let Haman' s ten sons be hanged upon the gallows. Dia hoy Estera: Raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka ny Jiosy izay eto Sesana havela hanao toy ny natao androany ihany koa rahampitso, ary aoka hahantona amin' ny hazo koa izy folo lahy, zanak' i Hamana. Dia hoy Estera: Raha sitraky ny mpanjaka, aoka homen-dàlana ny Jody eto Sosa hanao rahampitso koa indray araka ny didy androany, ary aoka hahantona amin' ny hazo izy folo lahy zanak' i Amàna. "Si tel est le bon plaisir du roi, répondit Esther, les Juifs de Suse ne pourraient-ils pas appliquer encore demain le décret porté pour aujourd' hui? Quant aux dix fils d' Aman, qu' on suspende leurs cadavres au gibet!"